auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:05:01 -04:00 committed by root
parent 1f09f4a19a
commit bbabca1609
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 Ary fagnohoaragna fôntry karaha zany no nikoragniny izy nivôlagna tamin-jareo, araka izay fahazahoa-njareo azy, avakeo tsy nikoragna tamin-jareo kô tsy tamin'ny fagnoharagna izy. Kanefa kôfa nanokagna izy, dia nazavainy tamin'ireo mpianany manôkagna ny raha jiaby.
\v 33 Ary fagnohoaragna fôntry karaha zany no nikoragniny izy nivôlagna tamin-jareo, araka izay fahazahoa-njareo azy, \v 34 avakeo tsy nikoragna tamin-jareo kô tsy tamin'ny fagnoharagna izy. Kanefa kôfa nanokagna izy, dia nazavainy tamin'ireo mpianany manôkagna ny raha jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
Ary jesôsy zeraiky nandry teo ammbon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjoninjareo izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô maty eto atsika?" Avakeo nonjogno izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avako ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida.
\v 38 \v 39 Ary jesôsy zeraiky nandry teo ammbon'ny lakagna, tambon'ny ondagna. Ninjoninjareo izy, ninainagna hoe: "Mpagnanatra ô, tsy mampagnino ana moa kô maty eto atsika?" Avakeo nonjogno izy, dia ninainagna mafy tamin'ny rivotro, avako ninainagna tamin'ny ranomasigny hoe: "Mijanona! avakeo nijanogno rivotro, kay nisy filaminagna giaida.