auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent db16d55fa5
commit bb099b6c71
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna
Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."