Thu Oct 17 2019 17:39:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
6923bc17e3
commit
bb0963dbdc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 32 Tamin'ny ariva io fogna, tafarany maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy lehy marary juaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo am-baravaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro lehy nararin' ny aretigny maro isan-karazany Izy ary nandroaka masantôko maro, fao tsy navelany hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zareo.
|
||||
\v 32 Tamin'io aligny io, tafaran'ny maty masaova, dia nihentinjareo tamin'Azy lehy marary jiaby na misy masantôko. \v 33 Tafivory niaraka teo am-baravaragna ny tao antanagna jiaby. \v 34 Nampahivagna ôlogno maro lehy nararin' ny aretigny maro isan-karazany Izy ary nandroaka masantôko maro, fao tsy navelany hivolagna ireo masatôko satria nahay Azy zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue