auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-16 07:41:41 -04:00 committed by root
parent 3231bc484b
commit b81f051382
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na zat
Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany, kay namoa vokatra izy ireo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'izay voa nafafy."