auto save
This commit is contained in:
parent
343c2e66ba
commit
b688cd289b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 60 Ary ny mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto zany?"\v 61 Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy?\v 62 Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy akagny amin'ny rôndron-dagnitry."
|
||||
\v 60 Ary ny mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto Anao zany?"\v 61 Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy?\v 62 Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy akagny amin'ny rôndron-dagnitry."
|
Loading…
Reference in New Issue