auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-19 05:36:37 -04:00 committed by root
parent 87db0065a3
commit b59043fced
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nahalelo Izy nohon'ny hamafin'ny fôn-jareo, dia nivôlagna taminny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna azy.
\v 5 Nizaha zareo tamin'ny havigniragna Jesôsy, avakeo nahalelo Izy nohon'ny hamafin'ny fôn-jareo, dia nivôlagna taminny lehy lalaha Izy hoe: "Vavaro ny tagnagnao." Dia nivavarany lehy lalaha ny tagnany kay nahivagna. \v 6 Niboaka reo fariseo avakeo nivôrivôry malaky niaraka tamin'ny Herodiana hizaha fomba hamonoagna azy.