diff --git a/08/33.txt b/08/33.txt index 6e596235..29f0485e 100644 --- a/08/33.txt +++ b/08/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnano hoe: "Mialà marikitry Zaho, ana masantôko! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka izy, ary nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Izy koa misy tiahagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho. \ No newline at end of file +\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnano hoe: "Mialà marikitry Zaho, ana masantôko! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka Izy, ary nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Raha misy tia-hagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho. \ No newline at end of file