From b4dae6dbbf0d8750a6657dd0e3a9efb76d804bc4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 02:54:19 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/22.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index 2305fe7f..c7d28e37 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 24 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nirasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." \v 23 Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby. Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. \v 25 Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file +\v 22 Izy koa mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nalainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." \v 23 Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby.\v 24 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. \v 25 Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file