auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 02:54:19 -04:00 committed by root
parent ebb50b38b2
commit b4a8313f66
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô
Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny.