Thu Oct 24 2019 16:59:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 16:59:08 -04:00
parent e078cc0cd2
commit b4109bac11
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 Nisy boka araiky avy tamin'Azy. Nitalaho tamin'Azy izy, nandongoalitry teo Aminy ary nivaolagna taminazy hoe: "Izy koa mety Aminao, dia afaka magnadio zaho Anao." \v 41 Naforaigny azy, dia namavatra ny tagnany Jesôsy ary nikasiky azy, nagnano taminazy hoe: "Mety. Madiova anao." \v 42 Niboaka taminazy samy teo ny habokagna,ary nadio izy.
\v 40 Nisy boka araiky avy tamin'Azy. Nitalaho Taminazy izy; nandongoalitry teo Aminy ary nivaolagna tamin'azy hoe: "Izy koa mety Aminao, dia afaka magnadio zaho Anao." \v 41 Naforaigny azy, dia namavatra ny tagnany Jesôsy ary nikasiky azy, nagnano taminazy hoe: "Mety. Madiova anao." \v 42 Niboaka taminazy samy teo ny habokagna,ary nadio izy.