diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index 39f7b146..b7b1160c 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file +\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index 29ce4748..ac6dfd3b 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Nentin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file +\v 22 Nin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 22952f11..c62639fe 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -64,7 +64,7 @@ "15-12", "15-14", "15-16", - "15-22", + "15-19", "15-25", "15-29", "15-31",