auto save
This commit is contained in:
parent
21092446fb
commit
acb268bb66
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Niala teo Izy kay lôsogno nandaiha tagny amin'ny faritra Tyro sy Sidona. Nitsôfotro tan-tragno araiky Izy ary tsy tiany hain'ôlongo na zôvy na zôvy fa tao Izy, kanaifa tsy afaka nivony. Kanaifa niaraka tamin-jany nisy vaiavy araiky, lehy nisy nisy fagnahy maloto araiky ny zanany vaiavy hely, naharegny ny aminy, avy, ary niondriky tamin-tongontroanazy. Aveo Grika lehy vaiavy, Syro-foinika no naviany. Niangavy taminazy izy mbô ha
|
||||
Niala teo Izy kay lôsogno nandaiha tagny amin'ny faritra Tyro sy Sidona. Nitsôfotro tan-tragno araiky Izy ary tsy tiany hain'ôlongo na zôvy na zôvy fa tao Izy, kanaifa tsy afaka nivony. Kanaifa niaraka tamin-jany nisy vaiavy araiky, lehy nisy nisy fagnahy maloto araiky ny zanany vaiavy hely, naharegny ny aminy, avy, ary niondriky tamin-tongontroanazy. Aveo Grika lehy vaiavy, Syro-foinika no naviany. Niangavy taminazy izy mbô hagnaboaka masantôko hibaoka amin'ny zanany.
|
Loading…
Reference in New Issue