auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 02:54:19 -04:00 committed by root
parent f15814b924
commit aca91d3cce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary mboala teo am-pivolagnagna Izy, dia havy Jodasy, araiky amin'ny reo roambinifôlo laha, niaraka tamin'ny vahoaka fôntry zay ninday meso sindraiky sabôha, avy amin'ny reo lôhan'ny mpisôrogno, ny mpanôratra lalàgna, avakeo ny lôhaôlogno. Ary lehy mpamadiky Azy nagnamia famantaragna zareo, nivôlagna hoe: "Lehy rôfiky, Izy lehy Izy. Sambôro Izy dia iambaiso." Koafa havy Jodasy, tonga dia nagnatogno an'i Jesôsy izy salakady
Ary mboala teo am-pivolagnagna Izy, dia havy Jodasy, araiky amin'ny reo roambinifôlo laha, niaraka tamin'ny vahoaka fôntry zay ninday meso sindraiky sabôha, avy amin'ny reo lôhan'ny mpisôrogno, ny mpanôratra lalàgna, avakeo ny lôhaôlogno. Ary lehy mpamadiky Azy nagnamia famantaragna zareo, nivôlagna hoe: "Lehy rôfiky, Izy lehy Izy. Sambôro Izy dia iambaiso." Koafa havy Jodasy, tonga dia nagnatogno an'i Jesôsy izy salakady nivôlagna hoe: "Raby," ary niôroko Azy izy. Avakeo dia nisambôrin-jareo Jesôsy