diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt index c85ef48e..42d58528 100644 --- a/11/24.txt +++ b/11/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany. Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo. [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotr heloka kosa areo, dia \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 \v 26 Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany. Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo. [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamotsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Izay agny an- dangitry." \ No newline at end of file