auto save
This commit is contained in:
parent
f86f885509
commit
aae8992ed3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 29 Ary nivaolagna Jesôsy: "Ambarako marigny aminareo, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sy ny filazantsara, \v 30 kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany. \v 31 Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany."
|
||||
\v 29 Ary nivaolagna Jesôsy: "Ambarako marigny aminareo, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, si, \v 30 kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany. \v 31 Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany."
|
Loading…
Reference in New Issue