auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 37af38c4ee
commit aab8b1e027
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Aveo nanomboka nampianatra teo môrindranomasigny koa izy, avakeo nisy ôlogno maro nivôry nikodidigny azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. ôlogno jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny taminjareo.
\v 1 Aveo nanomboka nampianatra teo môrindranomasigny koa izy, avakeo nisy ôlogno maro nivôry nikodidigny azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna izy. ôlogno jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny tamin-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Tandrigneso, nisy mpamafy handaiha hamafy na hagnapariaka voa. Avakeo kofa nagnapariaka izy, dia nisy voa sasany nifafy tami'ny lalagna, kay havy vorogno avakeo nihinagna izany. Ny voa sasany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy ireo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.
\v 5 Tandrigneso, nisy mpamafy handaiha hamafy na hagnapariaka voa. \v 4 Avakeo kofa nagnapariaka izy, dia nisy voa sasany nifafy tami'ny lalagna, kay havy vorogno avakeo nihinagna izany. \v 3 Ny voa sasany niraraka tamin'ny fotaka feno vatovato, izay tsisy fotaka maro.Tonga dia nalazo izy ireo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.