diff --git a/12/20.txt b/12/20.txt index 87aa8330..1bb8cb56 100644 --- a/12/20.txt +++ b/12/20.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy fito mirahalahy, nanabady lehy voalohany aveo maty, tsy nagnambela taminga. Aveo nangala azy ny faharoa dia maty, tsy nagnamela taminga, dia mitôvy amin'zany koa lehy fahatelo. Tsisy nagnambela taminga izy fito. Ny farany \ No newline at end of file +Nisy fito mirahalahy, nanabady lehy voalohany aveo maty, tsy nagnambela taminga. Aveo nangala azy ny faharoa dia maty, tsy nagnamela taminga, dia mitôvy amin'zany koa lehy fahatelo. Tsisy nagnambela taminga izy fito. Ny taigna farany, maty koa lehy ramotoa. Amin'ny fitsanganagna amin'ny maty, koafa hitsangagna zareo, dia vadin-jôvy? Satria samby nanambady az \ No newline at end of file