diff --git a/03/20.txt b/03/20.txt index 810979c8..c6d53a6e 100644 --- a/03/20.txt +++ b/03/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka tonga koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivolagnin-jareo hoe: "Very saigny Izy." Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Izy", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko." \ No newline at end of file +\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka tonga koa ny vahoaka, vokatra zany tsy nahaifa nihinagna zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivolagnin-jareo hoe: "Very saigny Izy." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fa: "Pitrahan'i Belzeboba Izy", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko." \ No newline at end of file