auto save
This commit is contained in:
parent
4f4f94c006
commit
a76b8e7136
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy.
|
||||
\v 13 Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi \v 14 zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Izy koa fa regniny Jesôsy zany dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tsy lehy salama no mila mpitsabo fa lehy marary fogna no mila zany.Tsy tonga hagnantso ôlogno amarigny zaha fa lehy mpagnano raha tsy manjary."
|
||||
\v 17 Izy koa fa regniny Jesôsy zany dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tsy lehy salama no mila mpitsabo fa lehy marary fogna no mila zany.Tsy tonga hagnantso ôlogno amarigny zaha fa lehy mpagnano raha tsy manjary."
|
Loading…
Reference in New Issue