Thu Oct 17 2019 12:24:40 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 12:24:41 -04:00
parent ca7e286fbc
commit a4e0aac645
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 Nisy boka araiky nadeha tamin'Azy. Nitalaho tamin'ny izy, nandongoalitry teo aminny ary nivolagna hoe: "Izy koa mety aminao, dia afaka magnadio zaho Anao. \v 41 Naforaigny azy, dia namavatra ny tagnany Jesôsy ary nikasiky azy, nagnano hoe: "Mety. Madiiova anao." \v 42 Niboaka taminy eo no eo ny habokagna, avy eo nadio izy.
\v 40 Nisy boka araiky nadeha tamin'Azy. Nitalaho tamin'ny izy, nandongoalitry teo aminny ary nivolagna hoe: "Izy koa mety aminao, dia afaka magnadio zaho Anao. \v 41 Naforaigny azy, dia namavatra ny tagnany Jesôsy ary nikasiky azy, nagnano hoe: "Mety. Madiiova anao." \v 42 Niboaka tamin'azy samy teo ny habokagna, avy eo nadio izy.