Fri Oct 25 2019 11:44:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:44:33 -04:00
parent 38333a8167
commit a3fab17b18
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 Tamin'ny fagnanaragna Jesôsy dia nivaolagna hoe: "Mitandraima amin-jareo mpanoratra lalàgna, za tia mandeha amin'ny ankanjo lava ary tian-jareo ny fiarahabagna azon-jareo agny an-tsena \v 39 ary tian-jareo ny mahazo sezy voalohany agny amin'ny synagoga ndraiky toeragna alohaka agny amin'ny fety. \v 40 Mandroba ny tranon-jareo mpitondran-tena zareo, ary magnano vavaka lava be mbô ho hitan'ôlogno. Reo lalahy reo dia hahazo fagnamelohagna tegna gaida."
\v 38 Tamin'ny fagnanaragna Jesôsy dia nivaolagna hoe: "Mitandraima amin-jareo mpanoratra lalàgna, zay tia mandaiha amin'ny ankanjo lava ary tian-jareo ny fiarahabagna azon-jareo agny an-tsaina \v 39 ary tian-jareo ny mahazo sezy alaohaka agny amin'ny synagoga ndraiky toeragna alaohaka agny amin'ny fety. \v 40 Mandroba ny tranon-jareo mpitondran-taigna zareo, avakeo magnano vavaka lava be mbô ho hitan'ôlogno. Reo lalahy reo dia hahazo fagnamelohagna tegna gaida."