auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-18 00:41:07 -04:00 committed by root
parent f2e759e49d
commit a18267e42b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Na zôvy na zôvy no manafintohigny ny araiky amin-jareo hely mino Zaho reo, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga anao ho tafintohigny, tapaho zany.Fa tsara aminao no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitôko zay managnagtagnagna aroa, ary handaiha agny amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnanjany: "ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay."]
\v 42 Na zôvy na zôvy no manafintohigny ny araiky amin-jareo hely mino Zaho reo, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga anao ho tafintohigny, tapaho zany.Fa tsara aminao no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitôko zay managna tagnagna aroa ary handaiha agny amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46: "Ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay."]