diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index c4f4f075..2b98c14a 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simao \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafotsy. \ No newline at end of file diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt new file mode 100644 index 00000000..a71c362d --- /dev/null +++ b/15/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nentin \ No newline at end of file