From 9f8bf14a05238ac18bf96ed343cdc9aee341764f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 02:54:19 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/60.txt | 2 +- 14/63.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 14/63.txt diff --git a/14/60.txt b/14/60.txt index df0070e3..6f410141 100644 --- a/14/60.txt +++ b/14/60.txt @@ -1 +1 @@ -Ary mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto zany?" Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy? Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy akagny amin'ny \ No newline at end of file +Ary mpisoronabe nitsangagna teo amin-jareo dia nagnontany an'i Jesôsy hoe: " Tsy managna raha hamaliagna moa anao? Ino zany hampangan'ny reto ôlogno reto zany?" Fa nangigny Izy salakady tsy namaly na ino na ino. Dia mboala nagnontany Azy koa ny mpisoronabe kay nagnan-jao: "Anao moa Kristy, Zanaka lehy voatahy? Dia nivôlagna Jesôsy hoe: " Zaho tatô boeny; ary ho hitanareo ny Zanak'ôlogno koafa mantotry akeo an-tagnagna ankaherin'ny angôvon-Jagnahary ndraiky avy akagny amin'ny rôndron-dagnitry." \ No newline at end of file diff --git a/14/63.txt b/14/63.txt new file mode 100644 index 00000000..ff8e873b --- /dev/null +++ b/14/63.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary ny mpisoronabe \ No newline at end of file