auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:05:01 -04:00 committed by root
parent 74a18953a3
commit 9ef08a543f
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
[Fagnamarihagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nino zareo.
[Fagnamariahag : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.

View File

@ -1 +1 @@
[Ny fandikagna taloha tegna tsara dia manngala ny Marka16: 9-20] Tafaran'ireo raha ireo Jesôsy dia niboaka tamin'ny fomba karazany tamin'ny roa tamin-jareo, koafa nandaiha hankagny an-tanàgna zareo, dia lôsogno zareo, avakeo nivôlagna tamin'ireo mpianatra tavaila, kanaifa tsy nankatô zareo
[Ny fandikagna taloha tegna tsara dia manngala ny Marka16: 9-20] Tafaran'ireo raha ireo Jesôsy dia niboaka tamin'ny fomba karazany tamin'ny roa tamin-jareo, koafa nandaiha hankagny an-tanàgna zareo, dia lôsogno zareo, avakeo nivôlagna tamin'ireo mpianatra tavaila, kanaifa tsy nankatô zareo.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
[Fagnamariahagna: