diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt index 706d395b..40e6eeaf 100644 --- a/14/66.txt +++ b/14/66.txt @@ -1 +1 @@ -\v 66 \v 67 \v 68 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny akôho," \ No newline at end of file +\v 66 \v 67 \v 68 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny akôho," fa reo fandikagna talôha tegna tsara dia tsisy io \ No newline at end of file