diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt index a6c441eb..d8bdf062 100644 --- a/01/23.txt +++ b/01/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Aveo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay mo anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 Nivolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy!" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka taminazy kay nagnantso tamin'ny feo mafy. \ No newline at end of file +\v 23 Aveo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo zay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino moa hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy akagny Nazareta? Avy hagnapotiky zahay moa Anao? Haiko hoe zôvy anao. Anao lehy Masin-Jagnahary" \v 25 NivAolagna mafy ny masantôko Jesôsy kay nagnano hoe: " Mangina ary miboaha aminazy!" \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka taminazy kay nagnantso tamin'ny feo mafy. \ No newline at end of file