diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index a65777e5..d9886711 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy." \ No newline at end of file +\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy." \ No newline at end of file