auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 01:59:33 -04:00 committed by root
parent 5190bd0734
commit 995bd9b86b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 \v 3 \v 4 Avakeo hitan-jareo ny mpianatran'azy sasany nihinagna mofo tamin'ny tagnagna maloto izany hoe tsy voasasa. (Fa ny Fariseho sindraiky Jiosy jiaby dia tsy mbô mihinagna izykoa tsy avy nanasa tagnagnan-jareo satria maganaraka fombafomban'reo lohôlogno.) Izy koa fa nimpôdy avy tan-tsaina reo Fariseho, dia tsy mihinagana zareo
\v 2 \v 3 \v 4 Avakeo hitan-jareo ny mpianatran'azy sasany nihinagna mofo tamin'ny tagnagna maloto izany hoe tsy voasasa. (Fa ny Fariseho sindraiky Jiosy jiaby dia tsy mbô mihinagna izy koa tsy avy nanasa tagnagnan-jareo satria maganaraka fombafomban'reo lohôlogno.) Izy koa fa nimpôdy avy tagny an-tsaina reo Fariseho, dia tsy mihinagana zareo raha tsy avy miseky