diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt index 94ed1cb2..b103a976 100644 --- a/14/10.txt +++ b/14/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Avakeo Jodasy Iskariota, araiky tamin-jareo roaambin'ny fôlo laha, lôsogno nandaiha tagny amin-jareo lôhan'ny mpisôrogno hahavitany manôlotro Azy akeeo amin-jareo. Koafa naharegny zany reo lôhan'ny mpisôrogno, dia ravoravo zareo kay nampagnantaigna hagnamia vôla azy. Dia nanomboko nitskaraka hevitry hagnamizagna Azy zareo izy. \ No newline at end of file +\v 10 Avakeo Jodasy Iskariota, araiky tamin-jareo roambin'ny fôlo laha, lôsogno nandaiha tagny amin-jareo lôhan'ny mpisôrogno hahavitany manôlotro Azy akeo amin-jareo. \v 11 Koafa naharegny zany reo lôhan'ny mpisôrogno, dia ravoravo zareo kay nampagnantaigna hagnamia vôla azy. Dia nanomboko nitskaraka hevitry hagnamizagna Azy zareo izy. \ No newline at end of file