auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-18 00:41:07 -04:00 committed by root
parent 2fb1565333
commit 97955e34bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Na zôvy na zôvy no manafintohigny ny araiky amin-jareo hely mino zaho re, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tsara amina no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agny amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnanjany: "ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay."]
\v 42 Na zôvy na zôvy no manafintohigny ny araiky amin-jareo hely mino Zaho reo, dia tsara aminazy ny agnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. \v 43 Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tsara amina no miditry kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsitako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agny amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy manjary vonogny. \v 44 [Fagnamarignagna: ny fandikagna tegna tsara dia tsy maintsy ny fehefanteny agny amin'ny andininy faha 44 ndraiky faha 46 magnanjany: "ze tsy maty lehiteny ny hankan-jare ary ny môtro tsy hifoaty mandrakizay."]