Fri Oct 18 2019 12:29:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 12:29:44 -04:00
parent 90b0c00ff7
commit 92b6a20553
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny h
\v 19 \v 20 \v 21 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simao