diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index 90f06cc3..23a54643 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako aminareo marigny tatôbe, fao misy aminareo zay mitsangagna aketo no tsy hagnandragna zany fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakan-Jagnahary zay ho avy amin'ny hery ." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora teo agnilan-jareo Izy. \v 3 Ny lambanazy niaova nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsy mihoatran'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany. \ No newline at end of file +\v 1 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako aminareo marigny tatôbe, fao misy aminareo zay mitsangagna aketo no tsy hagnandragna zany fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakan-Jagnahary zay ho avy amin'ny hery lehibe." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora teo agnilan-jareo Izy. \v 3 Ny lambanazy niaova nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsy mihoatran'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany. \ No newline at end of file