diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index ef3acd67..47b04def 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -NIhinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy. Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino Izy no miaraka mihinagnaa amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?" \ No newline at end of file +NIhinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy. Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?" \ No newline at end of file