diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 2c4a5c48..350aeea8 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala ndaiha lavitry izy aveo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andeha amin'lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatr'ilay tanimboaloboka. \v 3 Fa nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino. \ No newline at end of file +\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala nadaiha lavitry izy aviteo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andaiha amin'ny lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatra lehy tanimboaloboka. \v 3 Fao nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino. \ No newline at end of file