auto save
This commit is contained in:
parent
b27f3b03d1
commit
8bd3dec3cd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra"
|
||||
Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo
|
Loading…
Reference in New Issue