auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:04:17 -04:00 committed by root
parent bce4b00665
commit 89df0df7ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Raha mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, avakeo nalainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." \v 23 Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby.\v 24 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. \v 25 Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary."
\v 22 Raha mboala teo am-pinanagna zareo, dia nangala ny môfo i Jesôsy, nagnamia misaotra, aveo nirasarasainy zany. Namiany zareo zany salakady nagnano hoe: "Alaivo, tô no vatagnanaha." \v 23 Dia nangala ny kapoaka Izy, nagnamia misaotra, avakeo nagnamia zany zareo, samy nigiaka tamin'ny zany zareo jiaby.\v 24 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Tô ny lion'ny fagnikiaiham-pihavagnako, lio lehy alatsaka hamiagna ny maro. \v 25 Ambarako areo marigny, tsy higiaka tô vokatra ny voaloboko tô aky Zaho papiky havy koa ny andro zay higiahako zany akagny amin'ny Fanjakan-Jagnahary."