auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-25 04:04:17 -04:00 committed by root
parent 88cc312ac2
commit 89bf61964a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahi Izy. Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novôlagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fa ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho".Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivôlagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "
\v 18 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 17 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novôlagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fa ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivôlagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? "