auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:05:01 -04:00 committed by root
parent e9a49806e5
commit 899182fceb
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamib-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy. Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.
\v 37 Tamin'izany andro izany, kôfa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamin-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." \v 35 Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy.\v 36 Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry, aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.

View File

@ -1 +1 @@
Avakeo ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Nagnino moa areo matahotro? Mboala tsy managna finoagna fôgna moa areo"? Feno tahotro zareo kay nivôlagna hoe: "Zôvy moa tô, fa na dia ny rivotro ndraiky ranomasigny aby magneky azy".
\v 40 \v 41 Avakeo ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Nagnino moa areo matahotro? Mboala tsy managna finoagna fôgna moa areo"? Feno tahotro zareo kay nivôlagna hoe: "Zôvy moa tô, fa na dia ny rivotro ndraiky ranomasigny aby magneky azy".