Thu Oct 17 2019 10:24:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 10:24:10 -04:00
parent 8395c047ad
commit 88ad0cb9f6
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Nivolagna izy hoe: " misy araiky ho avy mandimby zaho izay mafy mihoatra zaho,avy eo tsy magnèva zaho na dia hamaha tadinkirarony aby. \v 8 Zaho naganano batisa areo tamin'ny rano,fao Izy ndraiky hagnano batisa areo amin'ny Fagnahy masigny.
\v 7 Nivolagna izy hoe: " misy araiky ho avy mandimby zaho izay mafy mihoatra zaho,avy eo tsy magnèva zaho na dia hamaha tadinkirarony aby. \v 8 Zaho naganano batisa areo tamin'ny rano, Izy ndraiky hagnano batisa areo amin'ny Fagnahy masigny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Tamin'ny navian'i Jesosy avy Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordanina Izy. Izy kofa niala tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnanjany: " Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako."
\v 9 Tamin'ny navian'i Jesosy avy Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avy eo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny jordanina Izy. \v 10 Izy kofa niala tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisokatra ny langitry avy eo nijôtso tamin'Azy mitovy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Avy eo nisy feo avy tagny andangitry nagnanjany: " Anao no Zanako tiako. Anao no sitrako."

View File

@ -37,6 +37,7 @@
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-04"
"01-04",
"01-07"
]
}