auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-19 05:39:12 -04:00 committed by root
parent 868f9fa88d
commit 8893a0ad00
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Aviteo nisy lalahy fôntrifôntry nagnatogno azy zay nitakogno lalahy malaida araiky; izay nilanjain'ôlogno efa-dahy. Izy koafa tsy afaka nagnatogno Azy marikitry zareo hazony hafontriran'ôlogno, dia nalan-jareo ny tafontragno lehy teo ambonin'i Jesôsy, izy Koafa voasokatra zareo, dia najôtsonjareo ny koboany lehy nandriany lalahy malaida. \v 3Aviteo nisy lalahy fôntrifôntry nagnatogno azy zay nitakogno lalahy malaida araiky; izay nilanjain'ôlogno efa-dahy.\v 4 Izy koafa tsy afaka nagnatogno Azy marikitry zareo hazony hafontriran'ôlogno, dia nalan-jareo ny tafontragno lehy teo ambonin'i Jesôsy, izy Koafa voasokatra zareo, dia najôtsonjareo ny koboany lehy nandriany lalahy malaida.

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo? Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'? \v 8 \v 9 Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo? Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?