auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 7fe1f0d876
commit 883e66fb1a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary gi
Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo ma