auto save
This commit is contained in:
parent
a1b40216e5
commit
87706173f1
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 48Ary hitany fao taigna nijaly namily ny lakagna zareo, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasigny, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Koafa hitan-jareo nandaiha tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy salakady ambory. Ingy edy haila nivôlagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha fôgna tô! Aza ambory!"
|
\v 48Ary hitany fao taigna nijaly namily ny lakagna zareo, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasigny, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Koafa hitan-jareo nandaiha tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy zareo salakady ambory. Ingy edy haila nivôlagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha fôgna tô! Aza ambory!"
|
Loading…
Reference in New Issue