diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index ba7da5a4..337ec151 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha taigna tsara dia ny magnala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy raha mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novaolagna mafy zareo Izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô zareo izay nahita azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary\v 15 nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa fogna vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny. \ No newline at end of file +\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha taigna tsara dia ny magnala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy raha mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novaolagna mafy zareo Izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô zareo zay nahita azy tafaran'ny nitsangana tamin'ny maty zareo. \v 15 Ary nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa fogna vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky ho sazigny. \ No newline at end of file