auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 02:10:51 -04:00 committed by root
parent 65a951e373
commit 86313a87e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay
Na zôvy na zôvy no mifanohitry ny ariky amin-jare hely mino zaho re, dia tsara aminazy nyagnantôgnagna vato gaida fikisôham-bary mifehy eo amin'ny ambozony ary hatsipy agny amin'ny ranomasigny. Koa tagnagnanao no mahatonga ana ho tafintôhigny, tapaho zany.Fa tasra amina no miditra kilemaigny agny amin'ny fiainagna, tsy tako zay managnagna tagnagna aroa, ary handaiha agy amin'ny helo, agny amin'ny môtro tsy mety vonogny.