From 85baba9b3e356e3c2f4da85633ffa0e858838369 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 02:27:57 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 10/32.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index eddd9832..4a323162 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Tagny an-dalagna zareo, hakatra akagny Jerosaleme, ary Jesôsy nandaiha talohaka zareo. Gaga zareo mpianatra, ary zareo zay nagnaraka Azy tafara dia natahotro. Nantsovin'ny Jesôsy handaiha aminAzy ndraiky zareo aroa ambinifolo aveo dia nanomboko nagnambara raha hihiatra Aminazy tsy ho aila Izy. "Zahavo, miakatra handaiha akagny Jerosalema atsika zeo io, ary ny Zanak'Ologno dia atolotro ny mpisoronabe ndraiky ny mpanoratra lalàgna. Ho helohin-jareo ho foaty Izy aveo hatolony jentilisa. Zareo dia hagnaratsy Azy, handrora Azy, hamboko Azy, ndraiky hamono Azy. Fao afaka telo andro \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 \v 34 Tagny an-dalagna zareo, hakatra akagny Jerosaleme, ary Jesôsy nandaiha talohaka zareo. Gaga zareo mpianatra, ary zareo zay nagnaraka Azy tafara dia natahotro. Nantsovin'ny Jesôsy handaiha aminAzy ndraiky zareo aroa ambinifolo aveo dia nanomboko nagnambara raha hihiatra Aminazy tsy ho aila Izy. "Zahavo, miakatra handaiha akagny Jerosalema atsika zeo io, ary ny Zanak'Ologno dia atolotro ny mpisoronabe ndraiky ny mpanoratra lalàgna. Ho helohin-jareo ho foaty Izy aveo hatolony jentilisa. Zareo dia hagnaratsy Azy, handrora Azy, hamboko Azy, ndraiky hamono Azy. Fao afaka telo andro dia hitsangagna amin'ny maty Izy." \ No newline at end of file