auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-21 01:30:13 -04:00 committed by root
parent e83bbaef9e
commit 84473a5d02
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry." Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavôky reo vahoaka reo an-tany tsisy raha tô?"
\v 1 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: \v 2 "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. \v 3 Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry."\v 4 Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavôky reo vahoaka reo an-tany tsisy raha tô?"