auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-19 08:18:27 -04:00 committed by root
parent 3e6881b4e1
commit 839e8404d0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna aveo
\v 1 \v 4 Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avyeo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. \v 2 Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" \v 3 Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky hanoratra taratasy fagnamarinagna fisaraham-panambadiagna aveo