auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-25 01:58:55 -04:00 committed by root
parent 0c2573ea77
commit 801fa4fe89
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatrao zaho mbo hagnaboaka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "Oa taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy."
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy aveo mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatrao zaho mbo hagnaboaka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "Oa taranaka tsy mino, manomboka afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy."