auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-25 01:58:55 -04:00 committed by root
parent 086f08847f
commit 7fbb638ff9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy hoe: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Ô fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."
\v 23 Jesôsy nivolagna taminazy hoe: "koà mahay anao? \v 24 Raha jiaby dia hainy ze mino." Ary niaraka tamin-jany ny baban'ny iehy zaza dia nangaiky mafy hoe: " Mino zaho! Ampia zaho amin'ny tsy finoagnanaha! " \v 25 Koafa hitan'i Jesôsy regny vahoàka nihazakazaka nagnatogno zareo, dia nivolagniny mafy lehy fagnahy ratsy nagnano hoe: "Ô fagnahy möa salakady maregnigny, mandidy anao zaho, miboaha aminazy, ary aza mimpôdy aminazy eky."